Bokin'ny Genesisy 44:6
Dia nahatratra azy ralehilahy ka nilaza izany teny izany taminy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he overtook them, and he spake unto them these same words.
In Context
5Tsy iny va no fisotroan’ ny tompoko sy famantarany zavatra? ratsy izao nataonareo izao.
Read all of Bokin'ny Genesisy 44
Cross References
2 Corinthians 7:11Fa, indro, izany nampalahelovana araka an’ Andriamanitra izany indrindra dia nahatonga fahazotoana manao ahoana teo aminareo! eny, fialan-tsiny manao ahoana! fahatezerana manao ahoana! fahatahorana manao ahoana! faniriana manao ahoana! zotom-po manao ahoana! famaliana ny ratsy natao manao ahoana! Tamin’ izany rehetra izany dia nampiseho ny fahadiovanareo ny amin’ izany raharaha izany ianareo.