Bokin'ny Genesisy 46:11
Ary ny zanakalahin’ i Levy dia Gersona sy Kehata atỳ Merary.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Levi; Gershon, Kohath, and Merari.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 46
Cross References
Genesis 29:34Dia nanan’ anaka indray izy ka niteraka zazalahy; ary hoy izy: Ankehitriny izao dia hikambana amiko ny vadiko, fa efa niteraka zazalahy telo ho azy aho; izany no nanaovana ny anarany hoe Levy.
Exodus 6:14Izao no lohan’ ny fianakaviany: Ny zanakalahin-dRobena, lahimatoan’ Isiraely, dia Hanoka sy Palo sy Hezrona sy Karmy; ireo no fokom-pirenen-dRobena.
Numbers 3:17Ary izao no zanakalahin’ i Levy, araka ny anarany: Gersona sy Kehata ary Merary.
Numbers 8:1Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe:
Deuteronomy 33:8Ary ny amin’ i LEVY dia hoy izy: Ny Tomimanao sy ny Orimanao dia amin’ ny olonao masìna. Izay nizahanao toetra tao Masa Sy nifamalianao tao amin’ ny ranon’ i Meriba,
1 Chronicles 2:11ary Nasona niteraka an’ i Salma; ary Salma niteraka an’ i Boaza;