The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 46 › Bokin'ny Genesisy 46:14

Bokin'ny Genesisy 46:14

Ary ny zanakalahin’ i Zebolona dia Sereda sy Elona ary Jahalela.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the sons of Zebulun; Sered, and Elon, and Jahleel.

In Context

13Ary ny zanakalahin’ Isakara dia Tola sy Pova sy Joba ary Simrona.

15lreo no zanakalahin’ i Lea izay naterany tamin’ i Jakoba tany Mesopotamia, ary Dina zananivavy; ny isan’ ny zananilahy rehetra mbamin’ ny zananivavy dia telo amby telo-polo.

Read all of Bokin'ny Genesisy 46

Cross References

Genesis 30:19Dia nanan’ anaka indray Lea ka niteraka zazalahy faheniny tamin’ i Jakoba.

Numbers 1:9ny avy amin’ i Zebolona dia Eliaba, zanak’ i Helona;

Numbers 26:26Ny taranak’ i Zebolona, araka ny fokony, dia izao: avy tamin’ i Sereda ny fokon’ ny Seredita; avy tamin’ i Elona ny fokon’ ny Elonita; avy tamin’ i Jahalela ny fokon’ ny Jahalelita.

1 Chronicles 2:1Izao no zanakalahin’ Isiraely: Robena sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara sy Zebolona

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 46:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 46:13Bokin'ny Genesisy 46Bokin'ny Genesisy 46:15 →