Bokin'ny Genesisy 46:16
Ary ny zanakalahin’ i Gada dia Zifiona sy Hagy sy Sony sy Ezbona sy Erỳ sy Aroda ary Arely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Gad; Ziphion, and Haggi, Shuni, and Ezbon, Eri, and Arodi, and Areli.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 46
Cross References
Genesis 30:11Ary hoy Lea: Manan-jara re aho! dia nataony hoe Gada ny anarany.
Genesis 49:19GADA, ny manao andiany hamoritra azy; fa izy kosa hamely ny otrika.
Numbers 1:24Ary tamin’ ny taranak’ i Gada araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,
Numbers 26:16avy tamin’ i Ozny ny fokon’ ny Oznita; avy tamin’ i Erỳ ny fokon’ ny Erita;
Deuteronomy 33:20Ary ny amin’ i GADA dia hoy Izy; Isaorana anie Izay manome malalaka ho an’ i Gada; Mamitsaka tahaka ny liom-bavy izy Ka mamiravira ny sandry mbamin’ ny tampon-doha.
1 Chronicles 5:11Ary ny taranak’ i Gada nonina tandrifiny, teny amin’ ny tany Basana hatrany Saleka;