Bokin'ny Genesisy 46:18
Ireo no zanak’ i Zilpa, izay nomen’ i Labana an’ i Lea zananivavy, ary ireo no naterany tamin’ i Jakoba, dia enina ambin’ ny folo izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
19Ny zanakalahin-dRahely, vadin’ i Jakoba dia Josefa sy Benjamina.
Read all of Bokin'ny Genesisy 46
Cross References
Genesis 29:24Ary nomen’ i Labana an’ i Lea zananivavy Zilpa ankizivaviny hanompo azy.
Genesis 35:26ary ny zanak’ i Zilpa, ankizivavin’ i Lea, kosa dia Gada sy Asera. Ireo no zanakalahin’ i Jakoba izay naterany tany Mesopotamia.