Bokin'ny Genesisy 46:19
Ny zanakalahin-dRahely, vadin’ i Jakoba dia Josefa sy Benjamina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The sons of Rachel Jacob’s wife; Joseph, and Benjamin.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 46
Cross References
Genesis 29:18Ary Jakoba tia an-dRahely ka nanao hoe: Hanompo anao fito taona aho hahazoako an-dRahely, zanakao faravavy.
Genesis 35:16Dia nifindra niala tany Betela izy; ary nony efa kely foana no sisa tsy nahatongavany tao Efrata, dia nihetsi-jaza Rahely sady sarotiny.
Genesis 37:1Ary Jakoba nonina tany amin’ ny tany fivahinian’ ny rainy, dia tany amin’ ny tany Kanana.
Genesis 44:27Dia hoy ny mpanomponao raiko taminay: Fantatrareo fa ny vadiko efa niteraka roa lahy tamiko;
Genesis 49:22JOSEFA dia sampana mahavokatra, eny, sampana mahavokatra eo anilan-doharano; ny rantsany mananika mihoatra ny fefy.
Exodus 1:3Isakara sy Zebolona ary Benjamina;