The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 46 › Bokin'ny Genesisy 46:23

Bokin'ny Genesisy 46:23

Ary ny zanakalahin’ i Dana dia Hosima.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the sons of Dan; Hushim.

In Context

22Ireo no zanakalahin-dRahely, izay naterany tamin’ i Jakoba; efatra ambin’ ny folo ny isan’ izy rehetra.

24Ary ny zanakalahin’ i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera ary Silema.

Read all of Bokin'ny Genesisy 46

Cross References

Genesis 35:25ary ny zanak’ i Bila, ankizivavin-dRahely, kosa dia Dana sy Naftaly;

Numbers 1:12ny avy amin’ i Dana dia Ahiezera, zanak’ i Amisaday;

Numbers 10:25Dia niainga ny fanevan’ ny tobin’ ny taranak’ i Dana, izay vodi-lalan’ ny toby rehetra, araka ny antokony; ary Ahiezera, zanak’ i Amisaday, no mpifehy ny antokony.

Deuteronomy 33:22Ary ny amin’ i DANA dia hoy izy: Dana dia zana-diona; Miantsampy avy ao Basana izy.

1 Chronicles 7:12Sopima koa sy Hopima, zanakalahin’ Iry, ary Hosima, zanakalahin’ i Ahera.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 46:23

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 46:22Bokin'ny Genesisy 46Bokin'ny Genesisy 46:24 →