Bokin'ny Genesisy 46:24
Ary ny zanakalahin’ i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera ary Silema.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the sons of Naphtali; Jahzeel, and Guni, and Jezer, and Shillem.
In Context
23Ary ny zanakalahin’ i Dana dia Hosima.
Read all of Bokin'ny Genesisy 46
Cross References
Genesis 30:7Dia nanan’ anaka indray Bila, ankizivavin-Rahely, ka niteraka zazalahy faharoany tamin’ i Jakoba.
Genesis 49:21NAFTALY dia dieravavy alefa; manao teny mahafinaritra izy.
Numbers 1:42Ary tamin’ ny taranak’ i Naftaly araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika,
Deuteronomy 33:23Ary ny amin’ i NAFTALY dia hoy izy: Ry Naftaly, voky fankasitrahana Ka feno ny fitahian’ i Jehovah, Mandovà ny andrefana sy ny atsimo anie ianao.
1 Chronicles 2:2sy Dana sy Josefa sy Benjamina sy Naftaly sy Gada ary Asera.
1 Chronicles 12:34Ary tamin’ ny Naftaly dia nisy mpifehy arivo, ary manaraka azy dia nisy fito arivo amby telo alina amin’ ampinga lehibe sy lefona.