Bokin'ny Genesisy 46:25
Ireo no zanakalahin’ i Bila, izay nomen’ i Labana an-dRahely zananivavy, ary ireo no naterak’ i Jakoba; fito no isan’ izy rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
24Ary ny zanakalahin’ i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera ary Silema.
Read all of Bokin'ny Genesisy 46
Cross References
Genesis 30:3Ary hoy izy: Indro Bila ankizivaviko, vadio izy; dia hiteraka eo am-pofoako izy, mba hahazoako zaza aminy.
Genesis 35:22Ary raha nonina teo amin’ izany tany izany Isiraely, dia avy Robena ka nandry tamin’ i Bila, vaditsindranon-drainy; ary nahare izany Isiraely.
Exodus 1:2Robena sy Simeona sy Levy ary Joda;