Bokin'ny Genesisy 47:2
Ary ny dimy lahy tamin’ ny rahalahiny no nalainy ka nentiny teo anatrehan’ i Farao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he took some of his brethren, even five men, and presented them unto Pharaoh.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 47
Cross References
Acts 7:13Ary tamin’ ny fanindroany dia fantatr’ izy mirahalahy avy Josefa, ary dia fantatr’ i Farao koa ny havan’ i Josefa.
Colossians 1:28Izy no torinay, ka samy anarinay sy ampianarinay amin’ ny fahendrena rehetra ny olona rehetra, mba samy hatolotray ho tanteraka ao amin’ i Kristy izy rehetra.