Bokin'ny Genesisy 49:15
Ary hitany fa tsara ny fialan-tsasatra, sady mahafinaritra ny tany; dia nanongilana ny sorony hitondra entana izy ka tonga mpanompo mandoa hetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
14ISAKARA dia boriky henjana, mandry eo anelanelan’ ny vala;
16DANA hitsara ny olony tahaka ny anankiray amin’ ny firenen’ ny Isiraely.
Read all of Bokin'ny Genesisy 49
Cross References
Judges 3:11Dia nandry ny tany efa-polo taona. Ary maty Otniela, zanak’ i Kenaza.
Psalms 81:6Notendreny ho vavolombelona eo amin’ i Josefa izany, raha nandeha namely ny tany Egypta Izy; nandre teny tsy fantatro aho.
Matthew 23:4Eny, mamehy entana sady mavesatra no sarotra entina izy ka manaingina izany eo amin’ ny soroky ny olona, nefa ny tenany tsy mety manetsika izany na dia amin’ ny rantsan-tànany anankiray asa.