Bokin'ny Genesisy 5:10
Ary ny andro niainan’ i Enosy taorian’ ny niterahany an’ i Kenana dia dimy ambin’ ny folo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Enos lived after he begat Cainan eight hundred and fifteen years, and begat sons and daughters:
In Context
9Ary rehefa sivi-folo taona ny andro niainan’ i Enosy, dia niteraka an’ i Kenana izy.
11Ary ny andro rehetra niainan’ i Enosy dia dimy amby sivin-jato taona; dia maty izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 5