Bokin'ny Genesisy 5:11
Ary ny andro rehetra niainan’ i Enosy dia dimy amby sivin-jato taona; dia maty izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And all the days of Enos were nine hundred and five years: and he died.
In Context
12Ary rehefa fito-polo taona ny andro niainan’ i Kenana, dia niteraka an’ i Mahalalila izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 5
Cross References
Genesis 5:5Ary ny andro rehetra niainan’ i Adama dia telo-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy.