The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 5 › Bokin'ny Genesisy 5:14

Bokin'ny Genesisy 5:14

Ary ny andro rehetra niainan’ i Kenana dia folo amby sivin-jato taona; dia maty izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And all the days of Cainan were nine hundred and ten years: and he died.

In Context

13Ary ny andro niainan’ i Kenana taorian’ ny niterahany an’ i Mahalalila dia efa-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.

15Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan’ i Mahalalila, dia niteraka an’ i Jareda izy.

Read all of Bokin'ny Genesisy 5

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 5:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 5:13Bokin'ny Genesisy 5Bokin'ny Genesisy 5:15 →