Bokin'ny Genesisy 5:15
Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan’ i Mahalalila, dia niteraka an’ i Jareda izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Mahalaleel lived sixty and five years, and begat Jared:
In Context
14Ary ny andro rehetra niainan’ i Kenana dia folo amby sivin-jato taona; dia maty izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 5
Cross References
1 Chronicles 1:2Kenana, Mahalalila, Jareda,