bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 5 › Bokin'ny Genesisy 5:17
Bokin'ny Genesisy 5:17
Ary ny andro rehetra niainan’ i Mahalalila dia dimy amby sivi-folo amby valon-jato taona; dia maty izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And all the days of Mahalaleel were eight hundred ninety and five years: and he died.
In Context
16Ary ny andro niainan’ i Mahalalila taorian’ ny niterahany an’ i Jareda dia telo-polo amby valon-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy.
18Ary rehefa roa amby enim-polo amby zato taona ny andro niainan’ i Jareda dia niteraka an’ i Enoka izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 5
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 5:17