Bokin'ny Genesisy 5:18
Ary rehefa roa amby enim-polo amby zato taona ny andro niainan’ i Jareda dia niteraka an’ i Enoka izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jared lived an hundred sixty and two years, and he begat Enoch:
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 5
Cross References
1 Chronicles 1:3Enoka, Metosela, Lameka,
Jude 1:14Ary Enoka koa, ilay fahafito nandimby an’ i Adama, dia efa naminany ny amin’ ireny olona ireny ka nanao hoe: “Indro, tonga Jehovah mbamin’ ny masiny tsy omby alinalina