Bokin'ny Genesisy 5:20
Ary ny andro rehetra niainan’ i Jareda dia roa amby enim-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And all the days of Jared were nine hundred sixty and two years: and he died.
In Context
21Ary rehefa dimy amby enim-polo taona ny andro niainan’ i Enoka, dia niteraka an’ i Metosela izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 5
Cross References
Genesis 9:29Ary ny andro rehetra niainan’ i Noa dia dimam-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy.