Bokin'ny Genesisy 5:23
Ary ny andro rehetra niainan’ i Enoka dia dimy amby enim-polo amby telon-jato taona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And all the days of Enoch were three hundred sixty and five years:
In Context
24Ary niara-nandeha tamin’ Andriamanitra Enoka; ka tsy hita izy, fa nentin’ Andriamanitra.
Read all of Bokin'ny Genesisy 5
Cross References
Ecclesiastes 6:6Eny, na dia tratra arivo taona indroa aza izy, nefa tsy nahita soa, tsy ho any amin’ ny fitoerana iray ihany va no alehan’ izy rehetra?