Bokin'ny Genesisy 5:25
Ary rehefa fito amby valo-polo amby zato taona ny andro niainan’ i Metosela, dia niteraka an’ i Lameka izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Methuselah lived an hundred eighty and seven years, and begat Lamech:
In Context
24Ary niara-nandeha tamin’ Andriamanitra Enoka; ka tsy hita izy, fa nentin’ Andriamanitra.
Read all of Bokin'ny Genesisy 5
Cross References
Genesis 4:18Ary Enoka niteraka an’ Irada; ary Irada niteraka an’ i Mehojaela; ary Mehojaela niteraka an’ i Metosaela; ary Metosaela niteraka an’ i Lameka.