Bokin'ny Genesisy 5:27
Ary ny andro rehetra niainan’ i Metosela dia sivy amby enim-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And all the days of Methuselah were nine hundred sixty and nine years: and he died.
In Context
28Ary rehefa roa amby valo-polo amby zato taona ny andro niainan’ i Lameka, dia niteraka zazalahy izy;
Read all of Bokin'ny Genesisy 5
Cross References
Genesis 9:29Ary ny andro rehetra niainan’ i Noa dia dimam-polo amby sivin-jato taona; dia maty izy.
2 Samuel 19:32Ary Barzilay Gileadita nidina avy tany Rogelima, dia niara-nita an’ i Jordana tamin’ ny mpanjaka izy mba hanatitra azy hita an’ i Jordana.