The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 6 › Bokin'ny Genesisy 6:10

Bokin'ny Genesisy 6:10

Ary Noa niteraka zanaka telo mirahalahy, dia Sema sy Hama ary Jafeta.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Noah begat three sons, Shem, Ham, and Japheth.

In Context

9Ary izao no tantaran’ i Noa: Noa dia lehilahy marina sady tsy nisy tsiny teo amin’ ny olona niara-belona taminy; eny, niara-nandeha tamin’ Andriamanitra Noa.

11Ary simba ny tany teo anatrehan’ Andriamanitra sady heni-doza;

Read all of Bokin'ny Genesisy 6

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 6:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 6:9Bokin'ny Genesisy 6Bokin'ny Genesisy 6:11 →