bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 6 › Bokin'ny Genesisy 6:15
Bokin'ny Genesisy 6:15
Ary toy izao no hanaovanao azy: hakiho telon-jato ny lavan’ ny sambo-fiara, hakiho dimam-polo ny sakany, ary hakiho telo-polo ny hahavony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And this is the fashion which thou shalt make it of: The length of the ark shall be three hundred cubits, the breadth of it fifty cubits, and the height of it thirty cubits.
In Context
14Koa manaova sambo-fiara ho anao amin’ ny hazo gofera; ary hasianao efitrefitra ny sambo-fiara, ka hopetahanao dity ao anatiny sy eo ivelany izy.
16Ary hasianao fidiran’ ny mazava ny sambo-fiara, ary amin’ ny hakiho iray no hahavitanao azy hatreo ambony; ary hasianao varavarana ny rindrin’ ny sambo-fiara; hataonao efitra telo mifanongoa izy.
Read all of Bokin'ny Genesisy 6
Cross References
Genesis 7:20Dimy ambin’ ny folo hakiho no nihoaran’ ny rano, ka voasarona ny tendrombohitra.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Genesisy 6:15