Bokin'ny Genesisy 6:8
Fa Noa kosa nahita fitia teo imason’ i Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But Noah found grace in the eyes of the LORD.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 6
Cross References
Genesis 19:19indro, fa efa nahita fitia teo imasonao ny mpanomponao, ary efa nahalehibe ny famindram-ponao ianao, izay nataonao tamiko hamonjenao ny aiko; ary tsy afa-mandositra any an-tendrombohitra aho, fandrao hahatratra ahy ny loza, ka ho faty aho;
Psalms 84:11Fa ny indray andro eo an-kianjanao dia tsara noho ny arivo; aleoko mipetraka eo amin’ ny tokonam-baravaran’ ny tranon’ Andriamanitra, toy izay mitoetra ao an-dain’ ny ratsy fanahy.
Proverbs 3:4Ka dia hahazo fitia sy fahalalana tsara Eo anatrehan’ Andriamanitra sy ny olona ianao.
Proverbs 12:2Ny tsara fanahy mahazo sitraka amin’ i Jehovah; Fa ny mamoron-tsain-dratsy hohelohiny.
Luke 1:30Ary hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Maria, fa efa nahita fitia tamin’ Andriamanitra ianao.
Romans 4:4Ary ho an’ izay miasa, dia tsy isaina ho fahasoavana ny karama, fa ho trosa.