The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 7 › Bokin'ny Genesisy 7:18

Bokin'ny Genesisy 7:18

Ary nahery ny rano ka tonga betsaka indrindra tambonin’ ny tany; dia nandeha teny ambonin’ ny rano ny sambo-fiara.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the waters prevailed, and were increased greatly upon the earth; and the ark went upon the face of the waters.

In Context

17Ary naharitra efa-polo andro tambonin’ ny tany ny safo-drano, dia tonga betsaka ny rano ka nanainga ny sambo-fiara, dia nitsinkafona ho afaka amin’ ny tany izy.

19Ary nahery dia nahery indrindra ny rano teny ambonin’ ny tany, ka voasarona ny tendrombohitra avo rehetra izay tambanin’ ny lanitra rehetra.

Read all of Bokin'ny Genesisy 7

Cross References

Job 22:16Izay nesorina alohan’ ny androny, ka nindaosin’ ny riaka ny fanorenany,

Psalms 104:26Any no alehan’ ny sambo Sy ny trozona, izay noforoninao hilaolao any.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 7:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 7:17Bokin'ny Genesisy 7Bokin'ny Genesisy 7:19 →