Bokin'ny Genesisy 7:20
Dimy ambin’ ny folo hakiho no nihoaran’ ny rano, ka voasarona ny tendrombohitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Fifteen cubits upward did the waters prevail; and the mountains were covered.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 7
Cross References
Genesis 6:15Ary toy izao no hanaovanao azy: hakiho telon-jato ny lavan’ ny sambo-fiara, hakiho dimam-polo ny sakany, ary hakiho telo-polo ny hahavony.
Jeremiah 3:23Foana tokoa ny horakoraka any amin’ ny tendrombohitra sy ny havoana; Marina fa ao amin’ i Jehovah Andriamanitray ny famonjena ny Isiraely.