The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 8 › Bokin'ny Genesisy 8:10

Bokin'ny Genesisy 8:10

Ary mbola niandry hafitoana koa izy; dia namoaka ilay voromailala tamin’ ny sambo-fiara indray izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he stayed yet other seven days; and again he sent forth the dove out of the ark;

In Context

9Fa tsy hitan’ ilay voromailala izay hipetrahan’ ny faladiany, dia niverina tamin’ i Noa tao anatin’ ny sambo-fiara izy, satria mbola nisy rano tambonin’ ny tany rehetra; ary Noa naninjitra ny tànany ka nandray sy nampiditra azy ho ao aminy tao anatin’ ny sambo-fiara.

11Dia niditra teo aminy ilay voromailala nony hariva ny andro; ary, indro, nisy ravin’ oliva maitso teo am-bavany; izany no nahafantaran’ i Noa fa efa kely ny rano tambonin’ ny tany.

Read all of Bokin'ny Genesisy 8

Cross References

Genesis 7:10Ary rehefa afaka hafitoana, dia tonga tambonin’ ny tany ny safo-drano.

Psalms 40:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.

Isaiah 26:8Koa amin’ ny lalan’ ny fitsaranao, Jehovah ô, no iandrasanay Anao, ny anaranao sy ny fahatsiarovana Anao no irin’ ny fanahinay.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 8:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 8:9Bokin'ny Genesisy 8Bokin'ny Genesisy 8:11 →