Bokin'ny Genesisy 8:6
Ary rehefa afaka efa-polo andro, dia novohan’ i Noa ny varavarankelin’ ny sambo-fiara izay efa nataony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
7Dia namoaka goaika anankiray izy, ary niverimberina mandra-paharitry ny rano tamin’ ny tany iny.
Read all of Bokin'ny Genesisy 8
Cross References
Daniel 6:10Ary noho izany dia nasian’ i Dariosa mpanjaka sonia izany lalàna sy didy izany.