Bokin'ny Genesisy 9:8
Ary Andriamanitra niteny tamin’ i Noa sy tamin’ ny zanany, izay niaraka taminy, ka nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And God spake unto Noah, and to his sons with him, saying,
In Context
7Koa ny aminareo, dia maroa fara sy mihabetsaha; miteraha be eny ambonin’ ny tany sy mihabetsaha eny.
9Indro, Izaho efa manorina ny fanekeko aminareo sy amin’ ny taranakareo mandimby anareo
Read all of Bokin'ny Genesisy 9