The Bible Software
bible.software › Bokin'i Habakoka › Bokin'i Habakoka 3 › Bokin'i Habakoka 3:1

Bokin'i Habakoka 3:1

Ny fivavak’ i Habakoka mpaminany. Araka ny Sigionota.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

A prayer of Habakkuk the prophet upon Shigionoth.

In Context

2Jehovah ô, efa reko ny filazana Anao, ka raiki-tahotra aho; Jehovah ô, velomy ny asanao ao an-tenatenan’ ny taona, Ataovy fantatra ao an-tenatenan’ ny taona izany; Na dia tezitra aza Hianao, tsarovy ny indrafo.

Read all of Bokin'i Habakoka 3

Cross References

Psalms 7:1Sigaiona nataon’ i Davida, izay nohirainy ho an’ i Jehovah noho ny tenin’ i Kosy Benjamita.

Psalms 90:1Fivavak’ i Mosesy, lehilahin’ Andriamanitra. Tompo ô, efa fonenanay hatramin’ ny taranaka rehetra Hianao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Habakoka 3:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
Bokin'i Habakoka 3Bokin'i Habakoka 3:2 →