Bokin'i Hagay 1:2
Izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro: Ity firenena ity nanao hoe: Tsy mbola tonga ny andro tokony hihaviana hanaovana ny tranon’ i Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
3Dia tonga ny tenin’ i Jehovah nentin’ i Hagay mpaminany nanao hoe:
Cross References
2 Kings 12:7Kanjo hatramin’ ny fahatelo amby roa-polo taona nanjakan’ i Joasy mpanjaka dia tsy mbola voavoatry ny mpisorona ihany ny simba tamin’ ny trano.
Nehemiah 4:10Ary hatramin’ izay andro izay ny antsasaky ny zatovoko dia nanao ny asa, ary ny antsasany kosa nitàna lefona aman’ ampinga sy tsipìka ary akanjo fiarovan-tratra; ary ny mpanapaka dia teo ivohon’ ny fianakaviana rehetra amin’ ny Joda.
Proverbs 26:13Hoy ny malaina: Misy liona any an-dalana, Misy liona atsy an-dalambe.
Ecclesiastes 3:3Ao ny andro amonoana, ary ao ny andro anasitranana; Ao ny andro andravana, ary ao ny andro ananganana;
Ecclesiastes 11:4Izay fatra-pihevitra ny rivotra tsy hamafy, ary izay manahy ny rahona tsy hijinja.