bible.software › Bokin'i Hagay › Bokin'i Hagay 1 › Bokin'i Hagay 1:7
Bokin'i Hagay 1:7
Izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro: Hevero ny lalanareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thus saith the LORD of hosts; Consider your ways.
In Context
6Efa namafy be ianareo, nefa kely no taomina: mihinana ianareo, nefa tsy voky; misotro ianareo, nefa tsy afa-po; mitafy ianareo, nefa tsy misy mafana; ary izay mahazo karama dia mahazo karama hatao an-kitapo loaka.
8Miakara any an-tendrombohitra, ka makà hazo, ary ataovy ny trano, dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina Aho, hoy Jehovah.
Read all of Bokin'i Hagay 1
Cross References
Isaiah 28:10Fa didy anampy didy, didy anampy didy; Fitsipika anampy fitsipika, fitsipika anampy fitsipika; Kely etỳ, ary kely erỳ;
Haggai 1:5Koa izao no lazain’ i Jehovah, Tompon’ ny maro: Hevero ny lalanareo.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Hagay 1:7