Epistily ho an'ny Hebreo 10:16
“Izao no fanekena hataoko aminy, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Hataoko ao am-pony ny lalàko, Sady hosoratako ao an-tsainy,”
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
15Ary ny Fanahy Masìna koa manambara izany amintsika; fa rehefa voalazany hoe:
17dia hoy koa Izy: “Ny fahotany sy ny helony tsy hotsarovako intsony”.
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 10
Cross References
Jeremiah 31:33Fa izao no fanekena havoko amin’ ny taranak’ Isiraely. Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Dia hataoko ao an-tsainy ny lalàko sady hosoratako ao am-pony; Ary Izaho ho Andriamaniny, ary izy ho oloko.
Hebrews 8:8Fa manome tsiny ny olona Izy manao hoe: "Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, Izay hanaovako fanekena vaovao amin’ ny taranak’ isiraely sy ny taranak’ i Joda,