Epistily ho an'ny Hebreo 10:17
dia hoy koa Izy: “Ny fahotany sy ny helony tsy hotsarovako intsony”.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And their sins and iniquities will I remember no more.
In Context
18Ary rehefa misy famelana ireo, dia tsy misy fanatitra noho ny ota intsony.
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 10
Cross References
Hebrews 8:12Fa hamindra fo amin’ ny tsi-fahamarinany Aho, Ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany".