The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Hebreo › Epistily ho an'ny Hebreo 11 › Epistily ho an'ny Hebreo 11:14

Epistily ho an'ny Hebreo 11:14

Fa izay milaza izany zavatra izany dia maneho marimarina fa mitady izay ho taniny izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For they that say such things declare plainly that they seek a country.

In Context

13Ireo rehetra ireo dia maty tamin’ ny finoana, kanefa tsy mbola nahazo ny teny fikasana; fa nahatazana azy eny lavitra eny izy ka ravoravo niarahaba azy, dia nanaiky fa vahiny sy mpivahiny tetỳ ambonin’ ny tany izy.

15Ary raha tàhiny nahatsiaro ny tany nialany izy, dia ho nahita andro hiverenany.

Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 11

Cross References

Romans 8:23ary tsy izany ihany, fa isika koa, na dia manana ny voaloham-bokatry ny Fanahy aza, isika aza dia misento ato anatintsika, miandry ny fananganan’ anaka, dia ny fanavotana ny tenantsika.

Philippians 1:23fa sanganehana eo anelanelan’ izy roroa aho, maniry hiala ka ho ao amin’ i Kristy, satria tsara lavitra izany;

Hebrews 13:14Fa etỳ isika tsy manana tanàna maharitra, fa mitady ny ho avy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Hebreo 11:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Epistily ho an'ny Hebreo 11:13Epistily ho an'ny Hebreo 11Epistily ho an'ny Hebreo 11:15 →