bible.software › Epistily ho an'ny Hebreo › Epistily ho an'ny Hebreo 11 › Epistily ho an'ny Hebreo 11:24
Epistily ho an'ny Hebreo 11:24
Finoana no nandavan’ i Mosesy tsy hatao hoe zanaky ny zanakavavin’ i Farao, rehefa lehibe izy,―
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
By faith Moses, when he was come to years, refused to be called the son of Pharaoh’s daughter;
In Context
23Finoana no nanafenan’ ny ray aman-drenin’ i Mosesy azy telo volana, raha vao teraka izy, satria hitany fa zaza tsara izy, ary tsy natahorany ny didin’ ny mpanjaka.
25nifidy mantsy hiara-mitondra fahoriana amin’ ny olon’ Andriamanitra toy izay hanana fifaliana vetivety amin’ ny fahotana,
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 11
Cross References
Acts 7:21Fa rehefa nariana izy, dia nalain’ ny zanakavavin’ i Farao ka notezainy ho zanany.
This Verse In Other Editions
Study Epistily ho an'ny Hebreo 11:24