Epistily ho an'ny Hebreo 11:30
Finoana no nampirodana ny màndan’ i Jeriko, rehefa nohodidinina hafitoana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
By faith the walls of Jericho fell down, after they were compassed about seven days.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 11
Cross References
Joshua 6:3Koa mandehana manodidina ny tanàna indray mandeha ianareo mpanafika rehetra; henemana no hanaovanao izany.