Epistily ho an'ny Hebreo 12:11
Fa ny famaizana rehetra dia tsy mba atao ho mahafaly andro anaovana, fa mampahory; fa rehefa afaka izany, dia vao mitondra ny vokatry ny fahamarinana hiadanana ho an’ izay nanaovana azy izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12Koa hatanjaho ny tanana miraviravy sy ny lohalika malemy;
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 12
Cross References
Psalms 89:32Raha ny teniko no ataony ho fahavetavetana, Ary ny didiko no tsy tandremany,
Psalms 119:165Be fiadanana izay tia ny lalànao, Ary tsy misy mahatafintohina azy.
Proverbs 19:18Faizo ny zanakao, fa mbola misy azo antenaina ihany, Nefa aza dia entim-po loatra, fandrao mahafaty azy.
Romans 5:3Ary tsy izany ihany, fa aoka isika hifaly amin’ ny fahoriana aza, satria fantatsika fa ny fahoriana mahatonga faharetana;
2 Corinthians 4:17Fa ny fahorianay maivana, izay vetivety foana, dia mainka miasa fatratra indrindra ka mahatanteraka voninahitra mavesatra maharitra mandrakariva ho anay,
1 Timothy 4:7Fa ny anganongano ratsy fanaom-bavy antitra dia lavo, ka mampiasà ny tenanao ho amin’ ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra.