The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Hebreo › Epistily ho an'ny Hebreo 12 › Epistily ho an'ny Hebreo 12:26

Epistily ho an'ny Hebreo 12:26

Izay nampihorohoro ny tany fahiny tamin’ ny feony; fa ankehitriny Izy efa nanao teny fikasana hoe: “Indray maka koa tsy ny tany ihany no hampihorohoroiko, fa ny lanitra koa”.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Whose voice then shook the earth: but now he hath promised, saying, Yet once more I shake not the earth only, but also heaven.

In Context

25Tandremo mba tsy holavinareo Izay miteny. Fa raha izy ireo tsy afa-nandositra tamin’ ny nandavany ilay nilaza ny tenin’ Andriamanitra taminy tetỳ ambonin’ ny tany, mainka fa isika, raha mihodìna miala amin’ ilay avy any an-danitra,

27Ary ny hoe “indray maka koa” dia manambara ny hanovana izay zavatra ampihorohoroina, toy ny zavatra natao, mba haharetan’ izay zavatra tsy ampihorohoroina.

Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 12

Cross References

Psalms 114:6Ary ianareo tendrombohitra, no mifalihavanja tahaka ny ondrilahy; Ary ianareo havoana, tahaka ny zanak’ ondry?

Isaiah 13:13Ary noho izany dia hampihorohoroiko ny lanitra, ary ny tany hientanentana hiala amin’ ny fitoerany noho ny fahatezeran’ i Jehovah, Tompon’ ny maro, sy noho ny andro firehetan’ ny fahatezerany.

Habakkuk 3:10Nahita Anao ny tendrombohitra ka toran-kovitra; Mirotsaka ny ranonorana mivatravatra, Mamoa-peo ny lalina Sady manangan-tanana ho amin’ ny avo.

Haggai 2:22dia hahohoko ny seza fiandrianan’ ny fanjakana, ary hofoanako ny herin’ ny fanjakan’ ny firenena; ary hahohoko ny kalesiny sy ny mitaingina eo aminy; ary samy ho lavon’ ny sabatry ny namany avy ny soavaly sy ny mpitaingina azy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Hebreo 12:26

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Epistily ho an'ny Hebreo 12:25Epistily ho an'ny Hebreo 12Epistily ho an'ny Hebreo 12:27 →