Epistily ho an'ny Hebreo 12:6
Fa izay tian’ i Jehovah no faizany, Ary izay zanaka rehetra raisiny no kapohiny”.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For whom the Lord loveth he chasteneth, and scourgeth every son whom he receiveth.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 12
Cross References
Deuteronomy 8:5Koa aoka ho fantatrao amin’ ny fonao, fa tahaka ny fananaran’ ny olona ny zanany no fananaran’ i Jehovah Andriamanitrao anao.
2 Samuel 7:14Izaho ho rainy, ary izy ho zanako. Raha manao izay meloka izy, dia hanariko amin’ ny tsorakazon’ ny olona sy ny kapoky ny zanak’ olombelona;
Psalms 73:14Azom-pahoriana mandritra ny andro aho, ary faizana isa-maraina.
Psalms 94:12Sambatra izay olona anarinao, Jehovah ô, Sady ampianarinao avy amin’ ny lalanao,
Psalms 119:75Fantatro, Jehovah ô, fa marina ny fitsaranao. Ary ny fahamarinanao no nampahorianao ahy.
Proverbs 13:24Izay mitsitsy ny tsorakazony dia tsy tia ny zanany; Fa izay tia zanaka dia manafay azy, raha mbola kely.