Epistily ho an'ny Hebreo 12:8
Fa raha tsy faizana tahaka ny itondrana azy rehetra ianareo, dia zazasary, fa tsy zanaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But if ye be without chastisement, whereof all are partakers, then are ye bastards, and not sons.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 12
Cross References
Psalms 73:1Salamo nataon’ i Asafa. Andriamanitra mahasoa ny Isiraely tokoa, dia ny madio fo.
Hebrews 12:6Fa izay tian’ i Jehovah no faizany, Ary izay zanaka rehetra raisiny no kapohiny”.