Epistily ho an'ny Hebreo 13:11
Fa rehefa nentin’ ny mpisoronabe niditra ho ao amin’ ny fitoerana masìna ho fanatitra noho ny ota ny ran’ ny biby, dia nodorana teny ivelan’ ny toby ny fatiny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
10Isika manana alitara, izay tsy ananan’ ny mpanompo ny tabernakely fahefana hihinanana.
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 13
Cross References
Leviticus 4:5Ary hangalan’ ny mpisorona voahosotra ny ran’ ny vantotr’ ombilahy ka ho entiny ho ao amin’ ny trano-lay fihaonana;
Leviticus 4:16Ary hangalan’ ny mpisorona voahosotra ny ran’ ny vantotr’ ombilahy ka ho entiny ho ao amin’ ny trano-lay fihaonana,
Leviticus 9:11ary ny hena sy ny hoditra dia nodorany tamin’ ny afo teny ivelan’ ny toby.
Leviticus 16:27Ary ny vantotr’ ombilahy natao fanatitra noho ny ota sy ny osilahy natao fanatitra noho ny ota, izay efa nampidirina tao amin’ ny fitoerana masìna ny ràny hatao fanavotana, dia ho entina mivoaka ho eny ivelan’ ny amin’ ny afo ny hodiny sy ny henany ary ny toby; ary hodorana tain-drorohany.
Ezekiel 43:21Halainao koa ny vantotr’ ombilahy hatao fanatitra noho ny ota ka hodorana ao amin’ ny fitoerana voatendry ao amin’ ny trano ivelan’ ny fitoerana masìna.