Epistily ho an'ny Hebreo 2:15
ary mba hanafahany izay rehetra nandany ny fiainany rehetra tamin’ ny fahandevozana noho ny tahotra ny fahafatesana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And deliver them who through fear of death were all their lifetime subject to bondage.
In Context
16Fa hita marina fa tsy anjely no vonjeny, fa ny taranak’ i Abrahama no vonjeny.
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 2
Cross References
Job 18:14Ongotana hiala amin’ ny lainy ny zavatra itokiany, ka tsy maintsy ho entina ho amin’ ilay mpanjaka mampahatahotra indrindra izy.
Job 33:21Mihena ny nofony ka tsy hita, ary mitranitrany ny taolany izay tsy hita teo;
Psalms 55:4Noho ny feon’ ny fahavalo sy ny fampahorian’ ny ratsy fanahy; fa mampianjera loza amiko ireny, ary amin’ ny fahatezerana no ankahalany ahy.
Psalms 73:19Hià! rava indray mipi-maso izy! levona izy, matin-java-mahatahotra izy!
Luke 1:74Hanao izay hahazoantsika hanompo Azy tsy amin-tahotra, Satria afaka amin’ ny fahavalontsika isika,
Romans 8:21sady nahazo fanantenana koa fa izao zavatra ary rehetra izao aza dia hovotsorana amin’ ny fahandevozana, dia ny fahalòvana, ho amin’ ny fahafahana izay momba ny voninahitr’ ireo zanak’ Andriamanitra.