Epistily ho an'ny Hebreo 2:5
Fa tsy anjely no nampanekeny ny fiainana ho avy, izay lazainay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For unto the angels hath he not put in subjection the world to come, whereof we speak.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 2
Cross References
Hebrews 6:5ary efa nanandrana ny teny tsaran’ Andriamanitra sy ny herin’ ny fiainana ho avy,
Revelation 11:15Ary ny anjely fahafito nitsoka, dia nisy feo mafy tany an-danitra nanao hoe: Ny fanjakana amin’ izao tontolo izao dia efa lasan’ ny ny Tompontsika sy ny Kristiny; ary Izy no hanjaka mandrakizay mandrakizay.