The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Hebreo › Epistily ho an'ny Hebreo 2 › Epistily ho an'ny Hebreo 2:6

Epistily ho an'ny Hebreo 2:6

Fa ny anankiray nanambara eo amin’ ny teny iray hoe: “Inona ny olona, no ahatsiarovanao azy? Ary ny zanak’ olombelona, no amangianao azy?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But one in a certain place testified, saying, What is man, that thou art mindful of him? or the son of man, that thou visitest him?

In Context

5Fa tsy anjely no nampanekeny ny fiainana ho avy, izay lazainay.

7Nataonao ambany kely noho ny anjely izy; Efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana izy, Ary nampanjakainao amin’ ny asan’ ny tananao;

Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 2

Cross References

Job 7:17Inona moa ny zanak’ olombelona, no ekenao ho lehibe, ka ampandinihinao azy ny fonao,

Job 25:6Koa mainka fa ny olombelona, izay kankana, ary ny zanak’ olombelona, izay olitra.

Psalms 144:3Jehovah ô, inona ny olona, no iahianao azy? Ary ny zanak’ olombelona, no iheveranao azy?

Isaiah 40:17Ny firenena rehetra dia tahaka ny tsinontsinona eo anatrehany, ka ataony ho naman’ ny tsinontsinona sy ny zava-poana izy.

Luke 1:68Isaorana anie ny Tompo Andriamanitry ny Isiraely; Fa nitsinjo ny olony Izy ka nanao fanavotana ho azy,

Luke 7:16Ary raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalaza an’ Andriamanitra hoe: Mpaminany lehibe no efa mitsangana eto amintsika; ary Andriamanitra efa nitsinjo ny olony.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Hebreo 2:6

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Epistily ho an'ny Hebreo 2:5Epistily ho an'ny Hebreo 2Epistily ho an'ny Hebreo 2:7 →