Epistily ho an'ny Hebreo 3:19
Ka dia hitantsika fa tsy nahazo niditra izy ireo noho ny tsi-finoany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So we see that they could not enter in because of unbelief.
In Context
18Ary iza no nianianany fa tsy hiditra any amin’ ny fitsaharany, afa-tsy izay tsy nanaiky?
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 3
Cross References
John 3:18Izay mino Azy dia tsy helohina; fa izay tsy mino kosa dia efa voaheloka rahateo, satria tsy nino ny anaran’ ny Zanaka-lahy Tokan’ Andriamanitra izy.
2 Thessalonians 2:12mba hohelohina avokoa izay rehetra tsy nino ny marina, fa nankasitraka ny tsy marina.
Jude 1:5Ary ta-hampahatsiaro anareo aho, na dia efa fantatrareo rahateo aza ny zavatra rehetra, fa rehefa novonjen’ ny Tompo ho afaka tany Egypta ny olona, dia naringany ihany tao aorian’ izany izay tsy nino.