Epistily ho an'ny Hebreo 3:4
Fa ny trano rehetra dia samy nisy mpanao azy; fa Izay nanao ny zavatra rehetra kosa dia Andriamanitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For every house is builded by some man; but he that built all things is God.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 3
Cross References
Esther 2:10Nefa Estera tsy mbola nilaza ny fireneny na ny fianakaviany, satria nopeperan’ i Mordekay mba tsy hilaza izany izy.
Hebrews 1:2dia amin’ izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany, Izay voatendriny ho Mpandova ny zavatra rehetra; Izy no nahariany izao tontolo izao,