Epistily ho an'ny Hebreo 4:9
Koa dia mbola misy sabata fitsaharana ho an’ ny olon’ Andriamanitra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
There remaineth therefore a rest to the people of God.
In Context
8Fa raha Josoa no nanome azy fitsaharana, dia tsy mba ho nilaza andro hafa Izy tao aorian’ izany.
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 4
Cross References
Psalms 47:9Andriamanitra manjaka amin’ ny firenen-tsamy hafa; Andriamanitra mipetraka eo ambonin’ ny seza fiandrianany masìna.
Isaiah 57:2Miditra amin’ ny fiadanana izy, mandry amin’ ny fandriany avy izy, dia izay rehetra mizotra amin’ ny hitsiny.
Matthew 1:21ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesosy; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin’ ny fahotany.
Hebrews 3:11Ary araka izany no nianianako tamin’ ny fahatezerako hoe: Tsy hiditra amin’ ny fitsaharako mihitsy izy".
Hebrews 4:3Fa isika izay nino no miditra amin’ izany fitsaharana izany, araka ny voalazany hoe: “Toy ny nianiako tamin’ ny fahatezerako hoe: Tsy hiditra amin’ ny fitsaharako mihitsy izy”, na dia vita hatramin’ ny nanorenana izao tontolo izao aza ny asa.
1 Peter 2:10dia ianareo izay tsy firenena akory fahiny, fa ankehitriny efa olon’ Andriamanitra; izay tsy namindrana fo, fa ankehitriny efa namindrana fo.