Epistily ho an'ny Hebreo 6:14
ka nanao hoe: “Hitahy anao tokoa Aho ary hahamaro dia hahamaro anao”.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Saying, Surely blessing I will bless thee, and multiplying I will multiply thee.
In Context
15Ary araka izany, rehefa naharitra tsara Abrahama, dia nahazo ny teny fikasana.
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 6
Cross References
Genesis 17:2Fa Izaho hanao ny fanekeko ho amiko sy ho aminao ary hahamaro anao indrindra.
Genesis 48:4Indro, Izaho hahamaro ny taranakao, dia hampitombo anao sy hanao anao ho firenena maro; dia homeko ny taranakao mandimby anao ity tany ity ho lovany mandrakizay.
Deuteronomy 1:10Jehovah Andriamanitrareo efa nahamaro anareo, ary, indro, efa maro toy ny kintana eny amin’ ny lanitra ianareo izao.