Epistily ho an'ny Hebreo 6:15
Ary araka izany, rehefa naharitra tsara Abrahama, dia nahazo ny teny fikasana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And so, after he had patiently endured, he obtained the promise.
In Context
14ka nanao hoe: “Hitahy anao tokoa Aho ary hahamaro dia hahamaro anao”.
Read all of Epistily ho an'ny Hebreo 6
Cross References
Genesis 12:2dia hahatonga anao ho firenena lehibe Aho sady hitahy anao sy hahalehibe ny anaranao; ary ho fitahiana tokoa ianao;
Genesis 17:16Ary hitahy azy Aho ka hampanana azy zazalahy ho anao; eny, hitahy azy Aho, ka ho tonga firenena maro izy; ary hisy mpanjakan’ ny firenena maro avy aminy.
Exodus 1:7Ary ny Zanak’ Isiraely niteraka ka nitombo betsaka sy nihamaro ary nihahery dia nihahery indrindra, ka dia henika azy ny tany.
Romans 4:17araka ny voasoratra hoe: Nataoko ho rain’ ny firenena maro ianao ― teo anatrehan’ izay ninoany, dia Andriamanitra Izay mamelona ny maty sy miantso ny tsy misy toy ny misy.